Posts

Showing posts from April, 2020

Famantarana ny Fiavin'i Kristy sy ny Andro Farany

Image
famantarana ny fiavin'i kristy sy ny Fahataperan ’ izao tontolo izao Matio 24 Inona ny F aman tarana ny Fiandohan'ny Fahoriana Manerantany mialoha ny Andro Farany? Ny famantarana fa efa akaiky ny fiavian’i Kristy sy ny  fahataperan’izao tontolo izao dia: • Ny ady sy filazana ady manerantany • M osary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa. • Amin'izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan'izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony . • Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany. F aman tarana ny Fiandohan'ny Andro  Farany eo amin’ny lafiny Finoana «  Ary hotorina amin'izao tontolo izao ny «  Filazantsaran'ny Fanjakana  » ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.  » • Hatolotra ho amin'ny fahoriana ireo olona ma

Famantarana an’i Jesosy Kristy

Image
Jesosy nampitandrina: «  Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany. » (Matio 24:5 ) Koa «   Mitandrema , fandrao ho voafitaka ianareo.  » (Lioka 21:8 ) • Nilaza koa Jesosy nanao hoe: • « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra.  Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia* tamin'ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay? • « Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka. » (Matio 7: 21- 23) Ny tsy fiezahana mitady ny marina no mahavoafitaka. Koa Indreto misy famantarana vitsivitsy momba an’i Jesosy Kristy izay tokony ho fantatra mba tsy hahavoafit aka. Avy aiza i Jesosy K