Famantarana ny Fiavin'i Kristy sy ny Andro Farany
famantarana ny fiavin'i kristy sy ny Fahataperan ’ izao tontolo izao Matio 24 Inona ny F aman tarana ny Fiandohan'ny Fahoriana Manerantany mialoha ny Andro Farany? Ny famantarana fa efa akaiky ny fiavian’i Kristy sy ny fahataperan’izao tontolo izao dia: • Ny ady sy filazana ady manerantany • M osary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa. • Amin'izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan'izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony . • Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany. F aman tarana ny Fiandohan'ny Andro Farany eo amin’ny lafiny Finoana « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ny « Filazantsaran'ny Fanjakana » ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » • Hatolotra ho amin'ny fahoriana ireo olona ma